Domino
Ilay domino fanao eto amintsika, mpilalao 2 na 3. Tsy manana vato halefa ? mipaika izany
Milalaova domino, rami malagasy ary Ray miaraka amin’ny mpilalao tena izy, amin’ny findainao. Maimaim-poana, ary misy jetons omena anao isan’andro.
Maimaim-poana · Android 7.0 na ambony · 18 taona no ho miakatra no afaka milalao azy.
Ilay domino fanao eto amintsika, mpilalao 2 na 3. Tsy manana vato halefa ? mipaika izany
Rami karatra 13 misy joker, mode Naturel
Apetraho ny loko na isa mitovy, ampifandimbiaso ny +2 sy +4, ary aza adino ny miantso hoe « Raika sisa ! » rehefa karatra iray sisa no eny an-tananao.
Any Antananarivo, Fianarantsoa, Toamasina, La Réunion na any Frantsa : finday Android sy Internet dia ampy hilalaovana amin’ny mpilalao malagasy rehetra.
Eny. Maimaim-poana ny app, ary mahazo jetons 5 000 ianao rehefa misoratra anarana, miampy bonus isan’andro.
Tsia. Tsy vidiana ny jetons ary tsy azo avadika ho vola. Fialam-boly fotsiny.
Finday Android (Android 7.0 na ambony) sy Connexion Internet. Tsy mbola misy amin’ny iPhone.